Tezitra be ilay fikako. Tena tezitra an. Sosotra be izy. Tezitra be
ho aho ny fikako, mila miresaka mihitsy izy. Mila miresaka
an’ireto fatin_javatra rehetra ireto izy. Mila miresaka aminao io mihitsy izy. Dia
manontany tena aho hoe: “ Fa inona anefa ny olàna ?” Ka ireto olona maro be
mieritreritra hampitahotra an’ilay akama be-ko, ilay fika milay be, tiako be…
Laozan’izy ireo mandany andro manao eritreritr’adala ho an’ny fikako fotsiny. Mba
hampiaingona ny maimbokeliko hono? Lelika maty tsovanina ‘reto, mamba fika tsss…
![]()









