Indro atolotro anareo santionany anisan’ny mahonena iainany :
Mahatratra an’arivony mahery ny isan’ny ankizy vavy na koa tovovavy nisedra io
famorana io. Ny kaontinanta Afrikana moa no tena ahitana io, tsy vitsy ireo izay mbola
hisedra, ny antsy maranitra, hareza, na koa tapaka vakin-tavoahangy voarangitra tsara
hanesorana io voam-behivavy io, ho avoaala amin’ny izany ny voan-kitsom-
pahafinaretana, ary dia ho zairina manontolo, na amin’ny ampahany ihany ireo molotra
kely mandravaka azy io.
![]()









