Malagasy Bloggers are taking actively part in this year Blog-a-Thon and will raise funds for their favourite charities. This year, we will be raising funds for associations and non-profits based in Madagascar working for Infancy. Zaza-Vavy.org is a group of women Malagasy bloggers from all over the world working together to fight against social injustices in their countries and are filling the lack of informations on the web to topics and themes related to women and children.
The this year is Children’s dreams.

Join us here on : July, 26th from 9 am to July 27th 9 am !
List of participants : DotMG, lehilahytsyresy, simp, pakysse, harinjaka, saveoursmile, lova, avylavitra, many , Za, Ikalakely, Sipagasy, Lova, Lilia, Pissoa, Maintikely, Jogany, Ikalamako, Miangaly, Manalina, Simplex, Vola, Sipakv, Livelys
Mavitrika ny fandraisana anjaran’ny mpitoraka blaogy malagasy amin’ny Blog-a-Thon amin’ity taona ity ho fanampiana ny mpanao asa soa ankasitrahan’izy ireo. Amin’ity taona ity dia atolotra ho an’ireo fikambanana tsy mitady tombony any Madagasikara, miasa ho fanampiana ny zaza izany fanampiana izany. Ny zaza-vavy.org dia fikambanana vehivavy malagasy mitoraka blaogy avy amin’ny firenena samy hafa, izay miady amin’ny hetraketraka ara-tsosialy eo amin’ny fireneny, ary mizara vaovao amin’ny aterineto mikasika ny zaza amam-behivavy.
Tongava hiaraka aminay ny faha-26 Jolay amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny faha-27 Jolay amin’ny 9 ora maraina.
Ireo mpandray anjara : DotMG, lehilahytsyresy, simp, pakysse, harinjaka, saveoursmile, lova, avylavitra, many , anonymous, Ikalakely, Sipagasy, Lova, Lilia, Pissoa, Maintikely, Jogany, Ikalamako, Miangaly, Manalina, Simplex, Vola, Livelys