deactivate

Meta

RSS

Log in

Design by Thought Mechanics
Powered by Wordpress 2.5
Thought Mechanics © 2005-2006

Navigation



Comments

miangaly: 6 annees de travaux forces, c'est un peu 'trop' pour...

ikalamako: sipagasy lol, tsss mampanelo be le vorona kely, le monde...

ikalamako: many : dia ho avy indray i mahaleo hihira hoe...

ikalamako: maintikely : en ce cas mieux vaut choisir l'homme qui...

ikalamako: jogany : comment va la mamie ? (j'espère que tu...

ikalamako: on est à 4 jrs après le blogathon. Je me...

Blogathon archives

Archives

  • November 2008
  • October 2008
  • September 2008
  • August 2008
  • July 2008
  • June 2008
  • May 2008
  • April 2008
  • March 2008
  • Any ho any

    ANY HO ANY

    Any ho any izao misy zaza maminany
    Tsy mahazo an-tsaina akory
    Ny manjo ny ankizy namany
    Bongo maso tsy matory.

    Any ho any izao misy zaza velon-tsento
    Miady mafy izay mba anjarany
    Fa na mandalo ihany ny eto,
    Miandrandra izy ny ora farany.

    Any ho any izao misy zaza mahonena
    Mirenireny sady noana
    Ampiasaina sy terena
    Tsy misy miaro tsy hay ahoana.

    Any ho any izao misy zaza mitomany
    Tsy manan-dray sy reny hampionona
    Fa mpihetraketraka ny tany
    Mpisompatsompatra ny olona.

    Lalasoa
    Taona 2007

    Any ho any izao … misy zaza miandry antsika : Jereo eto !

    Tags


    No Tags

    Information


    Author: Pissoa
    Posted: July 26, 2008
    Time: 2:00 pm
    Trackback URL

      7 Responses to “Any ho any”

    1. jogany


      Jul. 26/2008/2:05 pm

      snif sad sweet


    2. Pissoa


      Jul. 26/2008/2:06 pm

      plutot snif :(


    3. ikalamako


      Jul. 26/2008/2:28 pm

      ayé ! mampi-depr izy izany kah…


    4. sipagasy


      Jul. 26/2008/4:15 pm

      aza mba atositosika ihany ry reto ny ondry botry annnn, any ho any tokoa izao, feno azy ireo…..


    5. jogany


      Jul. 26/2008/4:31 pm

      aleo atao hoe sweet amizay mba…wel sweet e


    6. maintikely


      Jul. 26/2008/5:15 pm

      ndryyyyyy

      tsara loatra nefa mampalahelo be


    Reply to this entry