*Nofy**Nofa**Nofo*
Araka ny fandinihako lalina, tao anatin’ny 30 segondra
, dia misy karazany roa ny nofy resahintsika eto anio:
*nofy: le rehefa matory,
*faniriana: vetsompo, tsy voatery hoe rendrika.
Rehefa le mbola faran’ze kely balitika iny izany ny zaza hono dia manonofy nofy tsara izy (sweet dreams). Zany hoe noho ny antony hoe tsisy mahatadidy an’ireny nofy ireny dia azo lazaina hoe nanonofy tsara izany, ndeha hatao hoe nanonofy nono izy e.
Rehefa mihalehibe izy dia manonofy ny fiarahany milalao @ namany, na any an-dakilasy izany na eny an-tanana… matetika moa dia tsy maintsy mitranga (nofy classika) any ho any ny hoe:
> te hipipi letia za a
>> tonga de tifiro eo fa ny an’la koa
> sao dia misy mahita ka bedy
>> ataovy haingana fa za mitazana
(marihina eto fa tsy “cauchemar” ilay izy raha nahazo fahafinaretana enao tao @ ilay nofy
)
…ny ampitso maraina, kotsa ny kidoro
-> nipipi ampandriana indray le maditra lahy ity, kisooooa 
> i xxx no namporisika 
Rehefa manomboka mihalehibe aorianan’izay izy, dia manomboka misy vevavy @ zay ny namany… ny tena tanjona moa izany dia ny hitsikilo ny silipon’ny ankizivavy… ao anaty nofy @ izay ary:
(sambatra be, mody fanina, mangala-pijery indraindray)
…afaka kelikely i xxx:
>>mangamanga ny lanitra an

Rehefa mbola mihalehibe ihany izy… Manomboka tsy manonofy tsony @ izay izy fa mampihatra ny nofiny taloha … nofy-nofa-nofo… indraindray mifamadika ilay sequence
Enganie mba hanonofy doly ny ankizy rehetra fa izany no antoky ny “survie” an’ny zanak’olombelona
amen
![]()



9 Responses to “*Nofy**Nofa**Nofo*”
ikalamako
Jul. 26/2008/5:40 pm
c’est tout à fait simp !!!
maintikely
Jul. 26/2008/5:41 pm
baomijijy!hahahaha
Pissoa
Jul. 26/2008/5:47 pm
ha ha ha !
Tsy hipipy apandrina ve elah rahalina.
jogany
Jul. 26/2008/5:47 pm
tellemnt je suis allée chercher la métaphysique kay ct sous le slip
din kosa e moi ej pense hoe ny bandy be revy lotra…..(oh lallaalaa)
simplex
Jul. 26/2008/5:52 pm
mais noooooooooooooooonnn
c pour la survie de l’espece humaine…
… je vous rend ts service
jogany
Jul. 26/2008/5:55 pm
je viens de me rendre compte que simp s’est modéré ouf! natahotra be aho hoe sao hisy resaka well a la simp eo…mais je me tais d abord fa sao dia….
simplex
Jul. 26/2008/6:04 pm
za nge ol hendry be ee

tsindraindray fotsiny vao manondrana
sipagasy
Jul. 26/2008/6:15 pm
hhmm mahafinaritra e!!!!