Ilaikilema sy Ravorombe
Indray andro hono, andro misasakalina dia tonga nanantona ity renirano iray ny mpanjaka vavin’ity tànana iray atao hoe Tsiatosika. Maniry mafy izy io ny hanana zanaka handimby azy ka nanapa-kevitra ny hiantso an’i Ravorombe izay tompokovavin’ny mpizara taranaka ety an-tany.
Rehefa alina maizim-pito iny ny andro , ka efa matory ny iray tànana dia manao ny fiantsoana ny reny momba maniry anaka ka miantsy hoe:
-Iza iry ambony iry ô?
GIVE TO EDSAT





12 Responses to “Ilaikilema sy Ravorombe”
joan
Jul. 26/2008/1:33 pm
joan a coupé par accident l article d ikalakely en faisant les mises a jours
je vais mourir…
Pissoa
Jul. 26/2008/1:54 pm
On te pardonne
jogany
Jul. 26/2008/2:05 pm
tu parles elle est pas encore la….je vais me cacher dès demain
ikalamako
Jul. 26/2008/2:27 pm
on dramatise pas !!! Ca arrive à tout le monde de faire une fausse manoeuvre. C’est pas la fin du monde, allez !
jogany
Jul. 26/2008/2:34 pm
je vais quand meme me cacher hein
Pissoa
Jul. 26/2008/4:49 pm
Dis moi ou est-ce que tu vas te cacher ! Je dirai pas a Ikala hi hi hi
jogany
Jul. 26/2008/4:57 pm
ieee marina je dirais a Pissoa ! laisse moi chercher la moitié de ce poème aloha eee
ikalakely
Jul. 27/2008/11:52 am
snif snif
ra jogany kosa nanimba revy e!
sady ny loza anie ry reto dia tsy notazomiko akory ny texte initial fa natoky tena be e! tssss pô grave fa amin’ny manaraka tohizana indray, dia atao inspiraka vaovao
(Raha niafina any Joburg any mety tsy hoo tratrako fa raha any Canada any tofiriko amin’ny basy!!! hihihi)
sipagasy
Jul. 28/2008/5:42 am
hihih kay misy ankitifitifitra sy hazakazaka ato hhmmmm
ikalakely
Jul. 28/2008/7:09 am
mé non,
fa tena niafina tokoa ve rajogany fa toa tsy hitahitako n’aiza n’aiza e?!
jogany
Jul. 28/2008/11:49 am
bedy be fa tsy maintsy maka vacances du web kely sady misy projets tsy maintsy raisiko serieux kely HONO lol