deactivate

Meta

RSS

Log in

Design by Thought Mechanics
Powered by Wordpress 2.5
Thought Mechanics © 2005-2006

Navigation



Comments

miangaly: 6 annees de travaux forces, c'est un peu 'trop' pour...

ikalamako: sipagasy lol, tsss mampanelo be le vorona kely, le monde...

ikalamako: many : dia ho avy indray i mahaleo hihira hoe...

ikalamako: maintikely : en ce cas mieux vaut choisir l'homme qui...

ikalamako: jogany : comment va la mamie ? (j'espère que tu...

ikalamako: on est à 4 jrs après le blogathon. Je me...

Blogathon archives

Archives

  • November 2008
  • October 2008
  • September 2008
  • August 2008
  • July 2008
  • June 2008
  • May 2008
  • April 2008
  • March 2008
  • BLOGATHON 2008 HAINAO VEH???

    Inona moa izy io?
    Fieraha mientan’ny mpitoraka blaogy maromaro, hanentanana anao handray anjara. mandritry ny 24 ora tsy ankiato maneran-tany.

    Ny zavatra takiana aminao?
    Manoràta, mampiheleza hevitra na lahatsoratra isaka ny 30 minitra eo ho eo! ahitana ny loha hevitra voafidy ho amin’ity taona ity: “Rêves d’enfants” . Izany no natao dia ny mba hisarihina indrindra ny mason’izao tontolo izao hitsimpalotra ho an’ny tontolon’ny ankizy any MADAGASCAR.

    Ny fandaharam-potoana @ izany veh?
    Misokatra ny sabotsy 26/07/2008 @ 9h00 ny fety iarahantsika, koa isaky ny 30 minitra eo ho eo dia hisy lahatsoratra hiseho, hatramin’ny alahady 27/07/2008 @ 00h00 famaranana ny lalao.

    Mametraha kely e!
    Raha nahafinaritra anao, sy nahasarika anao ny lahatsoratra voavakinao dia aza hadinoina ny mametraka kely ho an’ilay fikambanana tsy miankina eo @ sisin’ny lohatenin’ilay lahatsoratra izay nofidin’ny mpanoratra, (na koa afaka mifidy ONG ato ianao).

    Fanazavana fanampiny?
    Aza misalasala, fa miaraka aminao eto ihany izahay mandritry ny fotoana, misokatra ho anao ny vavahadin’ny IRC cyberfety.

    Famaranana!
    Raha nahafinaritra anao ny takila voatsidikao androany, dia aza misalasala mampiditra ny vohikala “zaza-vavy”ao @ blaoginao.

    Tags


    No Tags

    Information


    Author: Sipagasy
    Posted: July 26, 2008
    Time: 9:00 am
    Trackback URL

      3 Responses to “BLOGATHON 2008 HAINAO VEH???”

    1. jogany


      Jul. 26/2008/9:02 am

      okkkkk


    2. Renee Rigdon


      Jul. 26/2008/9:05 am

      Good luck today!!


    Reply to this entry