deactivate

Meta

RDF
RSS
Atom 0.3
XHTML
CSS


Design by Thought Mechanics
Powered by Wordpress 2.5
Thought Mechanics © 2005-2006

Navigation



Comments

sipakv: Rapide be koa ra jogany izany an....

L’exemple à suivre

Que faire pour que les enfants qui viennent au monde ne soient que des enfants désirés ?

Ahoana ny atao mba ho zaza niriana avokoa ny zaza hateraka?

- Abroger immédiatement la loi interdisant l’avortement et permettre l’avortement ainsi qu’également la ligature des trompes sur demande de la femme, gratuitement dans les centres médicaux public.

Fohanana tanteraka ny làlana mandrara ny tsy fahazahoan-dalàna hanala zaza, mametraka làlana mazava manome alàlana ny fanalan-jaza sy ny fanesorana ny trompe, atao maimaim-poana eny amin’ny toby fitsaboana

- Introduire dans les écoles dès les plus petites classes un enseignement sur l’être humain ainsi que sur ses fonctions sexuelles et reproductives au moins 1 heure par semaine.

Ampidirina any an-tsekoly dieny mbola ambaratonga ambany ny fampianarana ny taovam-pananahana, ny fanabeazana aizana, farafahakeliny ora iray isan-kerinandro

- Eliminer les manuels scolaires et les programmes éducatifs propageant les méthodes de contraception dites naturelles, complètement inadaptées aux besoins des jeunes.

Esorina avokoa ireo boky mampianatra na manoro fa ny fanabeazana tsara indrindra dia ny fanabeazana natioraly, izay tsy mifandraika mihitsy amin’ny fomba fiainan’ny zatovo.

- Eliminer toutes les discriminations que les femmes subissent dans la vie publique et privées.

Ràrana ny tsy fanomezana hasina ny vehivavy eo amin’ny fiainana ankapobeny sy any an-tokantranony

- S’inspirer des expériences des autres pays, par exemple la Norvège, en ce qui concerne la parité.

Manaraka ny fomba an’ireo tany hafa toy i Norvège eo amin’ny fomba fitsinjarana asa ny lahy sy ny vavy.

- Garantir et mettre en œuvre l’égalité des sexes dans le monde du travail.

Ezahina sy atao ny fitovian-jo any amin’ny toeram-piasana

- Organiser un service public de la petite enfance, surtout dans les campagnes, et organiser les moyens de transports pour en faciliter l’accès aux enfants.

Miezaka ny fanjakana mba hanome izay azony atao ho an’ny zaza, indrindra any ambanivohitra, ary mitady hevitra mba tsy hisy fiara fitaterana ho azy ireo.

- Permettre aux jeunes et aux personnes défavorisées l’accès a des contraceptifs gratuits.

Tokony ho maimaim-poana ny fanabeazana aizana ho an’ny tanora sy ny olona sahirana

- Eliminer des manuels scolaires les stéréotypes sexistes (maman fait la vaisselle, papa lit le journal).

Fohanana ny boky mampiseho fa ny vehivavy dia manasa vilia ary ny lehilahy dia mamaky gazety

Teresa Jakubowska, Pologne
Source : Courier de la Marche Mondiale des Femmes N° 76

A vous…
Tohizo ny hevitra…

Tags


No Tags

Information


Author: Ikalakely
Posted: March 19, 2008at 8:46 am
Time: 8:07 am
Trackback URL

Comments are closed.