C’est dit!
“Nul n’est pour l’avortement. L’avortement n’est pas une chose que l’on revendique au point de s’acclamer à tout vent : « vive l’IVG ». Nul n’a milité pour l’avortement, mais pour une légalisation de l’IVG. La pratique de l’IVG est endurante et très éprouvante pour une femme. Aucune femme qui a du recourir à cette voie, ne se réjouit de ce choix”Moniaty A. Chakour
“Tsy misy manaiky ny fanalan-jaza. Tsy hoe fireharehana akory izany ka hikiakiaka hoe “Ho velona anie ny IVG” . Tsy misy miady ho an’ny fanalan-jaza fa kosa miady mba ho atao ao anatin’ny làlana mipetraka sy mazava izany. Ny fanalan-jaza dia zavatra sarotra raha tsy maintsy diavin’ny vehivavy. Tsy nisy akory ny vehivavy nandalo teo ka faly nanao izany safidy izany” Moniaty A chakour, Le blog deMoniaty.
