deactivate

Meta

RDF
RSS
Atom 0.3
XHTML
CSS


Design by Thought Mechanics
Powered by Wordpress 2.5
Thought Mechanics © 2005-2006

Navigation



Comments

sipakv: Rapide be koa ra jogany izany an....

Violence Familiale et Physique

[ML] Araka ny tatitra voalazan’ny RadioMada, Le coeur et la voix de Madagascar dia betsaka ny zaza hianjadian’ny herisetra any Madagasikara, raha tsy hilaza ny ao amin’ny tobin’Atananarivo Renivohitra fotsiny isika. Mitombo isan-taona hoy izy ireo ny isan’y zaza raisin’ny Toby ka tamin’ny taona 2004 dia 16 izy ireo, ny 2005 dia 66, ny 2006 dia miisa 82 ary ny 2007 kosa dia 88. Ireo sokajin’ankizy 0- 5 taona dia mahatratra 33% no efa nandalo tao, ny 6- 10 taona dia 30%, ny 11-15 taona dia 32% ary ny 15-17 taona kosa dia 4%. Amin’izao fotoana izao dia efa 18 izy ireo no naterin’ny ray aman-dreniny tao, na napetrakin’ny orinasa tsy miankina, na ny police des moeurs na ihany koa ny juge de l’enfance. Rehefa voaaraka ara-dalàna moa izy ireo dia alefa any amin’ny toby sasany na averina any amin’ny ray aman-dreniny. Mampahonena ny fisian’izany!

[Fr]A l’occasion de la distribution des dons provenant du BIT (Bureau International de Travail) pour le centre d’accueil aux enfants victimes de violence familiale situé à Ambodin’Isotry. RadioMada a collecté le nombre des enfants accueillis dans le centre depuis sa création en 2004. Si à l’époque ils étaient que 16, depuis leur nombre n’a cessé d’augmenter car en 2005 il y avait 66 victimes de violence familiale, physique et sexuelle prise en charge, en 2006 ils étaient 82 et en 2007 ils sont 88. Les enfants âgés de 0- 5ans semble être les plus touchés car ils atteignent les 33%, les 6- 10ans 30%, les11- 15ans 32% et les 15-17ans 4%. En ce moment, ils sont déjà 15 en attente de placement. Ces chiffres tirent la sonnette d’alarme.

Tags


No Tags

Information


Author: Ikalakely
Posted: March 17, 2008at 7:09 am
Time: 4:58 am
Trackback URL

Comments are closed.