Collectif
IKALAKELY
Je suis une femme, une mère, une épouse, une sœur, une amie …
V-Day Antananarivo est une expérience formidable.
C’est un honneur de traduire cette pièce d’Eve Ensler . Parler du Vagin comme si on
parlait de la haine, de l’amour, de la guerre, de la mort, de la vie…ce sont des choses qui
existent mais qu’on n’entend pas souvent. Ce sont des choses qui font partie de la vie mais
qu’on a du mal à exprimer.En traduisant ce texte j’ai appris énormément sur mon corps, sur mon vagin, sur l’autre
sur la femme. Et là comme toutes les autres femmes je me suis dit: je suis aussi une
femme et j’ai un vagin et je dois parler au nom de tous les vagins malgaches.
Faites parler votre sexe, écoutez-le. Il n’a pas besoin d’être torturé, c’est vous! protéger-le
c’est votre vie, c’est vous! Vous avez un droit sur lui.

SIPAGASY
Teraka t@ taona 1972, notaizaina sy nobeazina t@ finoana katolika, mpianatry ry
Masera hatreny Amparibe ka hatrany Soanierana ary Andohalo. Tonga taty Frantsa aho t@ 1990 nanohy ny fianarako mikasika ny fiandraiketana hotely
ary nahazo ny notadiaviko aho satria dia assistante de direction/chef receptionniste aho
izao @ hotel kely izay aty avaratry Frantsa aty.
Tsy nihambahamba aho raha nisy nanontany raha vonona ny hiara dalana @ izy ireo
hankalaza ny faha 10 taonan’ny Vday, efa nomena andraikitra ihany mantsy aho ao @
http://serasera.org/namana/ hitantana ny forum mikasika « ny reny sy ny zaza », » ny
fanabeazana », ary ny » resa-behivavy », ka manavanana ahy ny tafa hatao raha izany.
Mitondra tokantrano aho ary manan-janaka vavy iray, efa nolalovako ny fiadanana,
haravoana ary ny fanagejana, tao anatin’izany tokantrano izany, ary teo indrindra no
nampitsangana ahy hoe : — raha mbola velona ihany koa ny aiko dia hiezaka aho hitsinjo
sy hanampy ireo ianjadian’ny tsindry hazo lena ao anatin’ny tokantrano–. Miadana aho
ankehitriny, ary dia anisan’ny anton’asako faha roa ny manome toro hevitra sy manampy
ireo andriambavilanitra iangaran’ny vintana, ho azy ireo indrindra no anolorako ny kely
vitako @ fandikana ilay boky hoe :« Zohin-kitsom-pahafinaretana ».
JOGANY
Jogany a vécu. J’ai été violée par des militaires durant la guerre puis rejetée par mon village, je ne ressens plus rien de mon vagin décharné. Jogany aime crier. J’ai rugit dans la jouissance et dans la douleur. J’ai retrouvé mon vagin après mon accouchement, il saignait beaucoup mais cette fois-ci de bonheur.
Mazoto mitoraka blaogy hatramin’ny 2004.
Sady reny, no vady, no zanaka vavy, no anabavy, no rahavavy, no namana ihany koa.
Tia manoratra ny momba ny vehivavy mpiavy sy mpila ravinahitra aty ivelany aty.
Niangaran’ny vintana aho fa notaizain’ny vehivavy samy manana ny maha izy azy, dia ny
reniko sy ny renibeko, hany ka tsy nahalala
fa mbola betsaka ny vehivavy voan’ny tsindry hazo lena sy voadaroka kanefa tsy afa-
manoatra any amintsika.
Nahafantarako ihany koa fa betsaka ny lesoka eo amin’ny lalana malagasy : tsy misy
lalana miaro ny vehivavy vonoin’ny vadiny any amintsika, ary betsaka ny vehivavy voa
mafy rehefa misara-panabadiana, indrindra moa amin’ny toerana tsy misy afa-tsy ny
lalana nentin-drazana.




2 Responses to “Collectif”